Teny iditra tratrarina (tratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahatongavana eo amin' izay enjehina: Tratraro irỳ olona mihazakazaka irỳ
Takarina: Tratraro kely irỳ sary mihantona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be overtaken; to be attained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on attrape, qu'on atteint [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tratrarina, tratrariko, tratrarinao, tratrariny, tratrarintsika, tratrarinay, tratrarinareo, tratrarin', tratrarin-, tratrarim-, tratrari-
Ny lasa : notratrarina, notratrariko, notratrarinao, notratrariny, notratrarintsika, notratrarinay, notratrarinareo, notratrarin', notratrarin-, notratrarim-, notratrari-
Ny hoavy : hotratrarina, hotratrariko, hotratrarinao, hotratrariny, hotratrarintsika, hotratrarinay, hotratrarinareo, hotratrarin', hotratrarin-, hotratrarim-, hotratrari-
Filaza mandidy : tratraro
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20