Teny iditra tozoina (tozo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tohizina miadana tsy mety kivy: Tozoy ny asanao na dia sarotra aza [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tozoina, tozoiko, tozoinao, tozoiny, tozointsika, tozoinay, tozoinareo, tozoin', tozoin-, tozoim-, tozoi-
Ny lasa : notozoina, notozoiko, notozoinao, notozoiny, notozointsika, notozoinay, notozoinareo, notozoin', notozoin-, notozoim-, notozoi-
Ny hoavy : hotozoina, hotozoiko, hotozoinao, hotozoiny, hotozointsika, hotozoinay, hotozoinareo, hotozoin', hotozoin-, hotozoim-, hotozoi-
Filaza mandidy : tozoy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20