|
|
|
|

Teny iditra 1  tovozina
Fototeny  2 tovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (rano) Alaina tsikelikely ka afindra avy ao am-pantsakana ho ao anaty siny: Tovozy amin' ny zinga ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be drawn (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on puise [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 tazovony, tovozina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21