|
|
|
|

Teny iditra 1  totorana
Fototeny  2 tototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza lavaka fenoina tany, na zavatra asiana tany na hafa mivangongo mandrakotra azy: Totory ity hady ity ~ Tokony hototorana tany ny vody hazo [1.1]
Tovy hevitra  9 totofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22