Teny iditra toro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra tôro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava-Mayotte] Sommeil [1.405]
Tovy hevitra tôromaso

Teny iditra toro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Maty: Toro izy [1.78]
 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20