Teny iditra tontaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo
Vokatra [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra totaly ~ totaliny
Ny fihaviany Frantsay: total.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31