|
|
|
|

Teny iditra 1  tongavina
Fototeny  2 tonga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian' ny mpivarotra hotratrarina: Ariary valo no sahiko -- Tongavy ariary folo re! [1.1]

Fivaditsoratra  tongavina, 9 vatonangy

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04