Teny iditra tondrahana (tondraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erg [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be watered, to be moistened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on arrose, qu'on humecte [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tondrahana, tondrahako, tondrahanao, tondrahany, tondrahantsika, tondrahanay, tondrahanareo, tondrahan', tondrahan-, tondraham-, tondraha-
Ny lasa : notondrahana, notondrahako, notondrahanao, notondrahany, notondrahantsika, notondrahanay, notondrahanareo, notondrahan', notondrahan-, notondraham-, notondraha-
Ny hoavy : hotondrahana, hotondrahako, hotondrahanao, hotondrahany, hotondrahantsika, hotondrahanay, hotondrahanareo, hotondrahan', hotondrahan-, hotondraham-, hotondraha-
Filaza mandidy : tondrahy
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20