Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandentehana angady amin' ny tany; fanapahana (biby na ahitra) main' ny angady; famelezana amin-java-maranitra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un coup de pioche donné à la terre [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Accusations fausses [1.3]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fametahana kase amin' ny taratasy, fametahana marika amin-javatra: Tombo-kase ~ tombo-kavatsa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Apposition du cachet à une pièce officielle [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Vary an-tanety ambolena amin' ny tavy ka jinjaina amin' ny fahavaratra [1.1]
|
Ohatra | Ny vary tomboka dia ny vary maniry amin' ny ala notevezina.
[2.508]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiandohan' asa, fanaovan-javatra voalohany, fisantarana amin' izay atao [1.1]
|
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely mamorivory fotsy ao anatin' ny ranon' ando maraina izay heverin' ny olona ho mahatonga vay raha voakasika na voahitsaka: Voan' ny tomboka ny tongotr' Isambito Karazana vay mpahazo ny omby [1.1]
|
| Karazana aretina mpahazo ny olona sy ny biby ateraky ny basiliosin'arina [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Charbon [1.3, 1.13]
|
| Anthrax, bubon très douloureux [1.3]
|
| Charbon bactéridien [1.196]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
fanenitra ~
tetanosy |
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Loaka, lavaka [1.78]
|
|
Teny iditra |
tombony > tomboka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Bongo: Trano bongo [1.78]
|
|
Teny iditra |
tombony > tombo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fahalehibeazana
[1.78]
|
| Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [1.1]
|
| Vokatra analana ny lany [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | An increase, a profit, a surplus [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Augmentation, croissance; bénéfice; surplus [1.8]
|
| Avantage, gain Profit, bénéfice. [1.13]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
tombo,
tomboko,
tombonao,
tombony,
tombontsika,
tombonay,
tombonareo,
tombon',
tombon-,
tombom- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|