|
|
|
|

Teny iditra 1  tombohana
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampangaina tsy marina, endrikendrehina: Nandalo teo anoloan' ny tranony fotsiny aho dia notombohany ho nangalatra [1.1]

Fivaditsoratra  9 antamboho, 10 hanatombo, 11 tambonoha, tombohana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04