|
|
|
|

Teny iditra 1  tombantombana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny frantsay  5 pronostic, appréciation, évaluation [1.13.fr#201]
Ohatra  6  Tombantombana ihany ny anay tamin' izany fotoana izany, ary ninianay natao latsaka ambanin' ny zava-misy. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20