Teny iditra | tombaka | |||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny [1.1] | |||
[Tambahoaka] Loaka [1.78] | ||||
[Sihanaka] Lavaka [1.78] | ||||
Sampanteny |
| |||
Fivaditsoratra | tambako, tombaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |