Teny iditra | toazy (oty) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana toazana | |
Ohatra | Toazy ireo voankazo ireo fa efa masaka
[1.1] | |
Tsipelina hafa | otazo ~ otoazy ~ otoazo ~ toazo | |
Fivaditsoratra | azôty, izato, toazy, zatoy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |