|
|
|
|

Teny iditra 1  tetezina
Fototeny  2 tety
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
9 Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tetezina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21