Teny iditra | teronterona | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana amin' ny toerana avo, milingilingy; fipetrahana amin' ny toerana mihaja mora tazana; fipetrahana mininginingina amin' ny zavatra avo. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |