|
|
|
|

Teny iditra 1  tehafina
Fototeny  2 tehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena tehaka fa nahafinaritra: Notehafin' ny olona izaitsizy ilay mpihira
9 Asiana tehamaina: Saika hotehafiko ilay zazalahy fa nanafintohina ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be patted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 à qui on donne une petite tape [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 tefahina, tehafina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21