Teny iditra taterina (tatitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Taomina, entina imbetsaka miverimberina: Tatero ireto hazo ireto rahariva [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : taterina, tateriko, taterinao, tateriny, taterintsika, taterinay, taterinareo, taterin', taterin-, taterim-, tateri-
Ny lasa : notaterina, notateriko, notaterinao, notateriny, notaterintsika, notaterinay, notaterinareo, notaterin', notaterin-, notaterim-, notateri-
Ny hoavy : hotaterina, hotateriko, hotaterinao, hotateriny, hotaterintsika, hotaterinay, hotaterinareo, hotaterin', hotaterin-, hotaterim-, hotateri-
Filaza mandidy : tatero

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05