|
|
|
|

Teny iditra 1  tarihina
Fototeny  2 tarika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly
9 Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny
10 Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso
11 Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be pulled; to be led [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on tire, qu'on conduit [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how tarihina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20