Teny iditra | tapitapy | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | tsitapitapy | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |