Teny iditra | tapahina (tapaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady Ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be broken off, to be cut; to be decided to be settled [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide [1.8] | ||||||||
Ohatra | Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana.
[2.470] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tapahina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |