Teny iditra | tantavana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1] | |||||||||||||||
Fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Filtre, filtrant [1.13] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | sivana | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |