Teny iditra | tangozan-dravina | |
Singan-teny | tangoza ; ravina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra mampitohy ny ravina amin'ny taho [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pétiole [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Tovy hevitra | tangoza | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |