Teny iditra tangaly
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fetsy ratsy, karivavy, hala-petsy [1.78]
  [Bara] Fetsy ratsy [1.78]

Teny iditra tangaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fangalaram-boankazo [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31