|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanehina |
| Fototeny | 2 tanika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena
9 Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary 10 Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana 11 Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany [1.1] |
| Tsipelina hafa | 12 tenehina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 hatenina, tanehina, 15 tinehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|