Teny iditra tandindomina (tandindona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alofana: Hotandindomin' io vato io ny trano ka ho maizimaizina
Tsindriana: Notandindomin' alahelo aho lahy hateloana talohan' ny nahafatesany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tandindomina, tandindomiko, tandindominao, tandindominy, tandindomintsika, tandindominay, tandindominareo, tandindomin', tandindomin-, tandindomim-, tandindomi-
Ny lasa : notandindomina, notandindomiko, notandindominao, notandindominy, notandindomintsika, notandindominay, notandindominareo, notandindomin', notandindomin-, notandindomim-, notandindomi-
Ny hoavy : hotandindomina, hotandindomiko, hotandindominao, hotandindominy, hotandindomintsika, hotandindominay, hotandindominareo, hotandindomin', hotandindomin-, hotandindomim-, hotandindomi-
Filaza mandidy : tandindomy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05