Teny iditra tanatanaina (tanatana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Sokafana tanteraka: Notanatanainy ny varavarana fa nisy fofona hafahafa tao an-trano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tanatanaina, tanatanaiko, tanatanainao, tanatanainy, tanatanaintsika, tanatanainay, tanatanainareo, tanatanain', tanatanain-, tanatanaim-, tanatanai-
Ny lasa : notanatanaina, notanatanaiko, notanatanainao, notanatanainy, notanatanaintsika, notanatanainay, notanatanainareo, notanatanain', notanatanain-, notanatanaim-, notanatanai-
Ny hoavy : hotanatanaina, hotanatanaiko, hotanatanainao, hotanatanainy, hotanatanaintsika, hotanatanainay, hotanatanainareo, hotanatanain', hotanatanain-, hotanatanaim-, hotanatanai-
Filaza mandidy : tanatanao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20