Teny iditra tananahina (tanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanarahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tananahina, tananahiko, tananahinao, tananahiny, tananahintsika, tananahinay, tananahinareo, tananahin', tananahin-, tananahim-, tananahi-
Ny lasa : notananahina, notananahiko, notananahinao, notananahiny, notananahintsika, notananahinay, notananahinareo, notananahin', notananahin-, notananahim-, notananahi-
Ny hoavy : hotananahina, hotananahiko, hotananahinao, hotananahiny, hotananahintsika, hotananahinay, hotananahinareo, hotananahin', hotananahin-, hotananahim-, hotananahi-
Filaza mandidy : tananaho
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20