|
|
|
|

Teny iditra 1  tampenana
Fototeny  2 tampina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
9 Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko
10 Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
11 Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance
12 Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be plugged; to be filled with a patch; to be corked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on bouche, qu'on obstrue [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tampenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20