Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
takon
ta
kona
(
ta
kona
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay
Un peu caché
[
1.20
]
Ohatra
1
Ilay rano
takontakona
fahiny dia niseho.
[
2.445
]
2
Dia niverina izy ka nitady toerana
takontakona
, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy.
[
2.357
]
3
Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny
takontakona
?
[
2.471
]
Sampanteny
matoantenin' ny iharana :
voatakontakona
Fivaditsoratra
katonkatona
,
kotankotana
,
takontakona
,
tokantokana
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03