Teny iditra takizinina (takizina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga maizina; avala ho ao anaty haizina: Aza takizinina amin' io lambam-baravarana matevimbe io ny efitrano
Atao tonga fadiranovana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : takizinina, takiziniko, takizininao, takizininy, takizinintsika, takizininay, takizininareo, takizinin', takizinin-, takizinim-, takizini-
Ny lasa : notakizinina, notakiziniko, notakizininao, notakizininy, notakizinintsika, notakizininay, notakizininareo, notakizinin', notakizinin-, notakizinim-, notakizini-
Ny hoavy : hotakizinina, hotakiziniko, hotakizininao, hotakizininy, hotakizinintsika, hotakizininay, hotakizininareo, hotakizinin', hotakizinin-, hotakizinim-, hotakizini-
Filaza mandidy : takizino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05