Teny iditra takalozana (takalo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy: Notakalozany ny malabariny ny palitaoko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : takalozana, takalozako, takalozanao, takalozany, takalozantsika, takalozanay, takalozanareo, takalozan', takalozan-, takalozam-, takaloza-
Ny lasa : notakalozana, notakalozako, notakalozanao, notakalozany, notakalozantsika, notakalozanay, notakalozanareo, notakalozan', notakalozan-, notakalozam-, notakaloza-
Ny hoavy : hotakalozana, hotakalozako, hotakalozanao, hotakalozany, hotakalozantsika, hotakalozanay, hotakalozanareo, hotakalozan', hotakalozan-, hotakalozam-, hotakaloza-
Filaza mandidy : takalozy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20