Teny iditra | tainina (taina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay ampirehetana afo, izany hoe izay andrahoina: Inona no ao am-patana ao, ry Bozy? Mangahazo no tainiko ao, ry Nenitoa [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | tainana | ||||||||
Fivaditsoratra | anatiny, tainina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |