|
|
|
|

Teny iditra 1  taingenana
Fototeny  2 taingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ipetrahana eo ambony: Aza taingenana io vato io fa mikodia
9 Omena amboniny: Notaingenako efajato avy hatrany ilay boky natao lavanty, ka tsy nisy nahateny ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be mounted or straddled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on monte, sur quoi on monte à califourchon [1.8]
Ohatra  12  Tsy antontam-bozaka maina anefa eny an-dohany, tsy horompotsy avy norotana mivangongo eo akaikiny, -- fa ondrivavy iray vaventibe no ifandimbiasan' izy roalahy taingenana. [2.470#83]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21