Teny iditra | taim-by | |
Singan-teny | tay ; -by (vy) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Iron slag, scoria [1.2] | |
Scoria, slag [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Scorie [1.5, 1.8] | |
Scories de fer [1.14] | ||
[ taimby ] Limaille de fer [1.13] | ||
Ohatra | Nahoana no samy mpanefy ka hifampidera taimby?
[2.436] | |
Voambolana | Taozava-baventy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny taim-by io | |
Fivaditsoratra | mibaty, taim-by |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21 |