|
|
|
|

Teny iditra 1  tafintohinina
Fototeny  2 tafintohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay hahatezitra na hahasorena azy tamin' ny fiteny na toetra tsy mendrika naseho azy: Notafintohininao ny zanakao tamin' ny nanaovanao io asa io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04