Teny iditra |
tabonaka
(bonaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fibontsinana makadiry, malemilemy miroradroraka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A bladder blown out. Comp. bonaka
[1.2]
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
bonaka |
|
Teny iditra |
tabonaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny karazan-toho lehibe indrindra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The name of a fish, the largest of the Toho [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
tabonaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(sens général : gonflé ; c'est aussi le nom de certains Poissons) Arbre utilisé comme poison de pêche. [1.196]
|
Voambolana |
|