Teny iditra | tabiry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voan-javatra natokana ho masomboly [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Semence [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Tovy hevitra | ambeo ~ ambeko ~ ambezo ~ ambio ~ ambioka ~ masomboly | |
Teny iditra | tabiry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tatavia [1.78] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | batiry, tabiry, tariby |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |