|
|
|
|

Teny iditra 1  sosotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8]
Ohatra  16  Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [2.470#109]
Mpanahaka  17  kirikirina, 18  letra, 19  lotika, 20  madikidiky, 21  malonilony, 22  mandongilongy, 23  marikoriko, 24  sendaotra, 25  tezitra
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 sarotso, sosotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22