Teny iditra sosososo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fidirana tsy miahotrahotra na misalasala; fandroso sahisahy tsy am-pihambahambana; famindra na fandeha misasasasa manatona. [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31