Teny iditra soronina (sorona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be tended (of a fire) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'attiser le feu; qu'on attise [1.8]
Ohatra Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : soronina, soroniko, soroninao, soroniny, soronintsika, soroninay, soroninareo, soronin', soronin-, soronim-, soroni-
Ny lasa : nosoronina, nosoroniko, nosoroninao, nosoroniny, nosoronintsika, nosoroninay, nosoroninareo, nosoronin', nosoronin-, nosoronim-, nosoroni-
Ny hoavy : hosoronina, hosoroniko, hosoroninao, hosoroniny, hosoronintsika, hosoroninay, hosoroninareo, hosoronin', hosoronin-, hosoronim-, hosoroni-
Filaza mandidy : sorony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20