|
|
|
|

Teny iditra 1  sorohina
Fototeny  2 soroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany
9 ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be dodged to be cleared (of ground); to be removed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte [1.8]
Ohatra  12  sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470#113]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 sohirano, sorohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21