Teny iditra | soritr' asa | |
Singan-teny | soritra ; asa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lavaka mitandavana atao amin' ny angady tsotra na amin' ny angadinomby amin' ny tany volena [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |