|
|
|
|

Teny iditra 1  songonana
Fototeny  2 songona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa
9 Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko
10 Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20