|
|
|
|

Teny iditra 1  sondrovaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
22 Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
23 Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
24 Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1]
Mpanahaka  25  kofona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22