Teny iditra somondrara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [1.78]
  [Tanosy] Zatovo vavy [1.78]
 Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1]
 Tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Adolescente [1.13]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra somondrara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Nono [1.78]
  [Sihanaka] Nonon-jazavavy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31