Teny iditra | soloatre | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |