Teny iditra | solie | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay soulier] Kiraro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny lohany ihany no feno [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Tovy hevitra | solia | |
Ny fihaviany | Frantsay: soulier. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |