Teny iditra (1/2) | 1 sokina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] SOkona |
Teny iditra (2/2) | 4 sokina |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [5.en.https://www.tenrec.org] greater hedgehog tenrec (Setifer setosus) |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.54, 1.8] hérisson 9 [1.8] tenrec 10 [5.fr.https://www.tenrec.org] grand tenrec hérisson |
Fanazavàna teny alemà |
11 [5.de.https://www.tenrec.org] Großer Igeltanrek |
Ohatra |
12 sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa. [2.895#90] 13 Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. [2.588#] 14 Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. [2.643#37] |
Voambolana |
15 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny sokina io |
Lahatsoratra |
25 Randzavola: sokina ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 26 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |