Teny iditra | soflera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Ny fihaviany | Frantsay: chou-fleur. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |