Teny iditra | sofimbasy | ||
Singan-teny | sofina ; basy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Lempona kely amin' ny basy ety ivelan' ny volobe ary fasiana ny vanja enti-mampirehitra ny ao anatiny [1.1] | ||
Voambolana | Miaramila | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |